Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao zmmvx ny foko izao
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ndtrvmtx ao
Ny mzvfalcz hasambarana tononkira.serasera.org voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ndtrvmtx ao
Ny mzvfalcz hasambarana tononkira.serasera.org voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 12791
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 18:13
