Tovo J'Hay
Nampiditra : robbie
Tamin'ny : 23/07/2005 07:25:12
Mombamomba :
Tovo J'Hay Ratovondrahona.
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- Angolanao
- Antsika roa irery
- Avia fa ...
- AZA AVELA
- Babo (feat Aina Cook)
- D'Efa Tia
- Dia izay sisa
- Dila ny lera
- Fihin-tànanao
- Hainao atao
Hevitra mandeha
johnheritina (26/05/2016 08:48:51)
Saik mb anuntan o we tovo jay sy john oabmar v mis ifandraisana mer6
mam'tsiadino (17/05/2016 12:51:48)
Ar ts d man0ka hra tsn tovo an! Zah makafy anaz rng an!
ndyfanie (05/09/2009 06:25:14)
za reto mahita any tovojhay foana isan'andro a! za mandalo eny ankaditoha foana isan'andro
mahafinaritra be izy fa ten cool be tsy miavo gentil en plus izy miresaka be tsy miconsidére ho manakato mihitsy na hoe malaza fa tonga dia miresaka otrany hoe efa fantany zany ianao
maeva74 (21/03/2009 14:20:06)
Tsy misy toa anao,izay rehetra nitiaviko hatrizay. misaotra anao aho ry Tovo
rubishiram (01/01/2009 19:02:26)
tsy misy toa anao tovo j'hay a!!!
nathi (07/11/2008 07:24:11)
izy no hatao hoe artista feno!!
no comment!
kanto loatra
paolla (22/10/2007 13:23:21)
Slt lo e!!!!
ar ez ndrai r Tovo n hira vô2 a!zei mants ef miandr be ar rôvina ndrai n spectacle e? mb az atao ela be mo e!
paolla (16/10/2007 08:59:26)
za ko lo d ten makafiB an tovo mits f tohizo fôn d rôvin ndrai vô mb his spect r tovo a!le hira lo ten bôn dôl e!zei f mazto e!bis
raissah1 (10/10/2007 07:03:45)
Mazto Tovo a! Zay mankafy foana...... Surtou le Tampoka av teo, Waouuuuuuu, Fihino tananao...Reveko be mits
SYD (01/07/2007 16:55:08)
MARINA VE ALOU LE WE aina sy tovo j'hay hono....