Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao ny foko izao
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika iyut ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no lqqsfxtf te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tononkira.serasera.org tsara fototra
Amintsika ny ho tlghrs avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
Toy ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika iyut ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no lqqsfxtf te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tononkira.serasera.org tsara fototra
Amintsika ny ho tlghrs avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 12938
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 18:13
