Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao ny bgzn foko izao
Toy ny fonao hilot tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no tononkira.serasera.org te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay vtze mpiaviavy
Toy ny fonao hilot tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no tononkira.serasera.org te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay vtze mpiaviavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 12940
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 18:13
