Vanona (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tia anao ytxhj ny foko izao
Toy koljpva tononkira.serasera.org ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina hhffpoax lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
Toy koljpva tononkira.serasera.org ny fonao tia ahy
Ao an-tratrantsika ao
Ny hasambarana voatahy
Firy moa no te-handrava
Ny fitiavantsika roa
Fa miala maina hhffpoax lava
Sady menatra avokoa
Miorina sy tsara fototra
Amintsika ny ho avy
Vanona ka tsy ho tototra
Amin’izay mpiaviavy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tovo J'HayHits : 12787
Likes : 0 Like
Created by : Oullias
Date : 24/12/2002 18:13
