Satry foana (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ho ora iray no tafaray
Miara-mikorana feno hafanana
Ireo mpankafy mozika sy dihy
Toa tsy mba malaina
Satriny tononkira.serasera.org aza hitohy ny maraina
Ravo ery izay tsy izy
Ireto ankizy milalao
Toa variana
Toa sondriana
Manana anjara
Fa satry foana tsy mba hiala eo
Fa eechzl satry foana hihaino ilay feo
Fa satry foana eolnutyp tsy mba hiala eo
Fa satry foana hihaino ilay feo
Kotaba be ry zareo
Tsy mety leo
Miara-miangola
Miaraka midola
Miondana aty mankary mankatsy
Korana tsy rava
Raha tsy tsemboka ny tava
Ravo ery izay tsy izy
Ireto pyhxfqab ankizy milalao
Toa variana
Toa sondriana
Manana anjara
Fa satry foana tsy mba hiala eo
...
Miara-mikorana feno hafanana
Ireo mpankafy mozika sy dihy
Toa tsy mba malaina
Satriny tononkira.serasera.org aza hitohy ny maraina
Ravo ery izay tsy izy
Ireto ankizy milalao
Toa variana
Toa sondriana
Manana anjara
Fa satry foana tsy mba hiala eo
Fa eechzl satry foana hihaino ilay feo
Fa satry foana eolnutyp tsy mba hiala eo
Fa satry foana hihaino ilay feo
Kotaba be ry zareo
Tsy mety leo
Miara-miangola
Miaraka midola
Miondana aty mankary mankatsy
Korana tsy rava
Raha tsy tsemboka ny tava
Ravo ery izay tsy izy
Ireto pyhxfqab ankizy milalao
Toa variana
Toa sondriana
Manana anjara
Fa satry foana tsy mba hiala eo
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 8030
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Lanto
Daty : 15/06/2004 12:41
