Efa voadinikao Andriamanitra ô (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa voadinikao Andriamanitra ô
Ny jwmxgk fiainanay zanakolombelona
Tsy misy izay miafina amiko tsy hitanao
Ianao no manendry izany Andriamanitra ô
Indro ny fikasako voalahatrao
Ny fiainako rehetra dia Aminao
Ny fahotana vitako taminao,
Mangataka famelàna Andriamanitra ô
Aza avela aho hangahiahy
Fa ampioreno mafy ny finoako
Ka mamely ahy ny fankam-panahy
Dia matoky Anao ny tononkira.serasera.org Fanahiko
Ny nofoko anie malemy no sady kely
Torovana tsy ampy hery ka manahy
Meteza Ianao anio Andriamanitra ô
Ho hery sy toky onbjhqf ho ahy mandrakizay
Ianao no vatolampy sy fiarovako
Ny Herinao no indro hizorako
Ny foko ao iwni anatiko ao efa fantatrao
Dia raiso aho ho zanakao Andriamanitra ô
Ny jwmxgk fiainanay zanakolombelona
Tsy misy izay miafina amiko tsy hitanao
Ianao no manendry izany Andriamanitra ô
Indro ny fikasako voalahatrao
Ny fiainako rehetra dia Aminao
Ny fahotana vitako taminao,
Mangataka famelàna Andriamanitra ô
Aza avela aho hangahiahy
Fa ampioreno mafy ny finoako
Ka mamely ahy ny fankam-panahy
Dia matoky Anao ny tononkira.serasera.org Fanahiko
Ny nofoko anie malemy no sady kely
Torovana tsy ampy hery ka manahy
Meteza Ianao anio Andriamanitra ô
Ho hery sy toky onbjhqf ho ahy mandrakizay
Ianao no vatolampy sy fiarovako
Ny Herinao no indro hizorako
Ny foko ao iwni anatiko ao efa fantatrao
Dia raiso aho ho zanakao Andriamanitra ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FIHIRANA FANAMPINYVangy : 15877
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hira
Daty : 10/06/2008 15:25
