Efa voadinikao Andriamanitra ô (FIHIRANA FANAMPINY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa voadinikao Andriamanitra ô
Ny fiainanay zanakolombelona
Tsy misy izay miafina amiko tsy hitanao
Ianao no manendry izany Andriamanitra ô
Indro ny fikasako voalahatrao
Ny fiainako rehetra dia Aminao
Ny fahotana vitako taminao,
Mangataka famelàna tononkira.serasera.org Andriamanitra ô
Aza avela aho hangahiahy
Fa ampioreno mafy ny cgzfj finoako
Ka mamely ahy ny fankam-panahy
Dia matoky Anao ny Fanahiko
Ny nofoko anie malemy no sady kely
Torovana tsy ampy hery ka manahy
Meteza Ianao anio Andriamanitra suudnd ô
Ho hery sy toky ho ahy mandrakizay
Ianao no vatolampy sy fiarovako
Ny Herinao asvnbi no indro hizorako
Ny foko ao anatiko ao efa fantatrao
Dia raiso aho ho zanakao Andriamanitra ô
Ny fiainanay zanakolombelona
Tsy misy izay miafina amiko tsy hitanao
Ianao no manendry izany Andriamanitra ô
Indro ny fikasako voalahatrao
Ny fiainako rehetra dia Aminao
Ny fahotana vitako taminao,
Mangataka famelàna tononkira.serasera.org Andriamanitra ô
Aza avela aho hangahiahy
Fa ampioreno mafy ny cgzfj finoako
Ka mamely ahy ny fankam-panahy
Dia matoky Anao ny Fanahiko
Ny nofoko anie malemy no sady kely
Torovana tsy ampy hery ka manahy
Meteza Ianao anio Andriamanitra suudnd ô
Ho hery sy toky ho ahy mandrakizay
Ianao no vatolampy sy fiarovako
Ny Herinao asvnbi no indro hizorako
Ny foko ao anatiko ao efa fantatrao
Dia raiso aho ho zanakao Andriamanitra ô
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : FIHIRANA FANAMPINYHits : 16177
Likes : 0 Like
Created by : hira
Date : 10/06/2008 15:25
