NY FAHATSIAROVANA (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mikopa-mosara ny fahatsiarovana torovandrovana
Jembin-tomany ny maso manjeny toa fadiranovana
Ny fahazazana, njxlez ny hatanorana, ny androko omaly
Nindaosiny teny toa tazako eny misarom-boaly
Fa manam-podiana
Etsy tononkira.serasera.org afarako rahatoa hifandao
Meteza hafarako ianao
Ireny làlana ireny mba lalolalovy
Mba tsarotsarovy ireo dina natao
Lazao an’i Koto sy Bozy sakaiza
Fa foana tsy hcmehjyc misy ny fanadinoina
Ka lzbmfue etsy afarako rahatoa hifandao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 6146
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/04/2006 20:44