Mpivahiny (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako fa banga ny toeranao
Ry vewdydmr mpivahiny niserana nandao
Ireo sakaiza tia anao, malahelo mlidlbub nilaozanao
Vetivety dia injao fa vita sary ny endrikao

Fahatsiarovana mivetso ny andro lasa
Mahatorovana ny saina mahatsiahy
Mpivahiny miverena
Sao mba renao izao antso izao
Malahelo ireo sakaiza nilaozanao

Kaloy izao hirako izao
Henoy fa natokako ho anao
Solontenako tononkira.serasera.org mitafa aminao
Indray andro any, antenao manomboka uqoxfwq eo
Fa mbola hihaona eto ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1168