Mpivahiny (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako fa banga tononkira.serasera.org ny toeranao
Ry mpivahiny niserana nandao
Ireo zirvl sakaiza tia anao, malahelo nilaozanao
Vetivety dia injao fa vita sary ny endrikao
Fahatsiarovana mivetso ny andro lasa
Mahatorovana ny saina mahatsiahy
Mpivahiny miverena
Sao mba renao izao antso ajgebx pmcivh izao
Malahelo ireo sakaiza nilaozanao
Kaloy izao hirako izao
Henoy fa natokako ho anao
Solontenako mitafa aminao
Indray andro any, antenao manomboka eo
Fa mbola hihaona eto ihany
Ry mpivahiny niserana nandao
Ireo zirvl sakaiza tia anao, malahelo nilaozanao
Vetivety dia injao fa vita sary ny endrikao
Fahatsiarovana mivetso ny andro lasa
Mahatorovana ny saina mahatsiahy
Mpivahiny miverena
Sao mba renao izao antso ajgebx pmcivh izao
Malahelo ireo sakaiza nilaozanao
Kaloy izao hirako izao
Henoy fa natokako ho anao
Solontenako mitafa aminao
Indray andro any, antenao manomboka eo
Fa mbola hihaona eto ihany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 6550
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 24/02/2002 09:40
