Mpivahiny (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako fa banga ny toeranao
Ry tononkira.serasera.org mpivahiny niserana nandao
Ireo sakaiza tia anao, malahelo nilaozanao
Vetivety dia injao fa vita sary ny endrikao

Fahatsiarovana mivetso ogliza xoqeepf ny andro lasa
Mahatorovana ny saina mahatsiahy
Mpivahiny miverena
Sao mba renao izao antso izao
Malahelo ireo sakaiza nilaozanao

Kaloy izao hirako izao
Henoy fa natokako ho anao
Solontenako jpaad mitafa aminao
Indray andro any, antenao manomboka eo
Fa mbola hihaona eto ihany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0107