Mpivahiny (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako tononkira.serasera.org fa banga ny toeranao
Ry mpivahiny niserana nandao
Ireo sakaiza tia anao, malahelo nilaozanao
Vetivety dia injao fa vita sary ny endrikao

Fahatsiarovana mivetso ny andro lasa
Mahatorovana ny saina mahatsiahy
Mpivahiny miverena
Sao mba renao izao antso gjsj izao
Malahelo ireo sakaiza nilaozanao

Kaloy izao cppzcq hirako izao
Henoy fa natokako ho anao
Solontenako mitafa xgknu aminao
Indray andro any, antenao manomboka eo
Fa mbola hihaona eto ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112