Mandindona (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaina fa misy ny fanantenana
Kanefa ilay miandry ao anatiko jobmi ao
Tsy fantany akory.
Natao hanazava hono ilay masoandro,
Nefa ny anjarako toa agnjngc indreo
Nindramin\\’ny haizinao.
Tsy fantatro fa,
Hadinony angamba aho ka mangatsiaka.
Mba manana tononkira.serasera.org an\\’iza moa aho?
F\\’ianao `lay natao ho ahy,
No zary mosaviko!
Anjara tandrify hono mantsy ianao;
Fietenin\\’ny hendry io matetika,
F\\’aleo aho haditra..
Fa toka\\’iray no iangaviko anao,
Fongory ilay maizina anatiko ao.
\\\"fitiavana maty\\\" ho boyulw anao!
Mandindona ianao,
Manaloka toa avelo
Nefa tsy hitahy!
Ny anjara masoandroko hoy aho,
Avelao ho ahy!
Kanefa ilay miandry ao anatiko jobmi ao
Tsy fantany akory.
Natao hanazava hono ilay masoandro,
Nefa ny anjarako toa agnjngc indreo
Nindramin\\’ny haizinao.
Tsy fantatro fa,
Hadinony angamba aho ka mangatsiaka.
Mba manana tononkira.serasera.org an\\’iza moa aho?
F\\’ianao `lay natao ho ahy,
No zary mosaviko!
Anjara tandrify hono mantsy ianao;
Fietenin\\’ny hendry io matetika,
F\\’aleo aho haditra..
Fa toka\\’iray no iangaviko anao,
Fongory ilay maizina anatiko ao.
\\\"fitiavana maty\\\" ho boyulw anao!
Mandindona ianao,
Manaloka toa avelo
Nefa tsy hitahy!
Ny anjara masoandroko hoy aho,
Avelao ho ahy!
--------
Rohy:
Hevitra
nyaroandriamihajarivo
(
21/11/2019 10:54)
Tena tiako ito hira ito, mankasitraka ny nandefa azy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 7450
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 05/05/2005 01:53
