Mandindona (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaina fa misy ny fanantenana
Kanefa ilay miandry ao anatiko ao
Tsy fantany akory.
Natao hanazava hono ilay masoandro,
Nefa ny anjarako toa indreo
Nindramin\\’ny haizinao.
Tsy fantatro fa,
Hadinony angamba vorpb aho ka mangatsiaka.
Mba manana an\\’iza moa aho?
F\\’ianao `lay natao ho ahy,
No zary mosaviko!
Anjara tandrify hono mantsy ianao;
Fietenin\\’ny hendry io matetika,
F\\’aleo aho haditra..
Fa toka\\’iray no iangaviko anao,
Fongory ilay maizina anatiko ao.
\\\"fitiavana onwhztkx maty\\\" ho anao!
Mandindona rwlnswu ianao,
Manaloka toa avelo
Nefa tsy hitahy!
Ny anjara masoandroko hoy aho,
Avelao ho ahy! tononkira.serasera.org
Kanefa ilay miandry ao anatiko ao
Tsy fantany akory.
Natao hanazava hono ilay masoandro,
Nefa ny anjarako toa indreo
Nindramin\\’ny haizinao.
Tsy fantatro fa,
Hadinony angamba vorpb aho ka mangatsiaka.
Mba manana an\\’iza moa aho?
F\\’ianao `lay natao ho ahy,
No zary mosaviko!
Anjara tandrify hono mantsy ianao;
Fietenin\\’ny hendry io matetika,
F\\’aleo aho haditra..
Fa toka\\’iray no iangaviko anao,
Fongory ilay maizina anatiko ao.
\\\"fitiavana onwhztkx maty\\\" ho anao!
Mandindona rwlnswu ianao,
Manaloka toa avelo
Nefa tsy hitahy!
Ny anjara masoandroko hoy aho,
Avelao ho ahy! tononkira.serasera.org
--------
Lien:
Commentaires
nyaroandriamihajarivo
(
21/11/2019 10:54)
Tena tiako ito hira ito, mankasitraka ny nandefa azy
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 7397
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : mihanta
Date : 05/05/2005 01:53
