Mandindona (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazaina fa misy ny fanantenana
Kanefa ilay miandry ao anatiko ao
Tsy fantany akory.
Natao hanazava hono ilay masoandro,
Nefa ny anjarako toa indreo
Nindramin\\’ny haizinao.
Tsy fantatro fa,
Hadinony angamba aho ka mangatsiaka.
Mba manana an\\’iza eqpzgfmh moa aho?
F\\’ianao `lay natao ho ahy,
No zary mosaviko!
Anjara goxhvfcb tandrify hono mantsy ianao;
Fietenin\\’ny hendry io matetika,
F\\’aleo aho haditra..
Fa toka\\’iray no iangaviko anao,
Fongory rplxbfj ilay maizina anatiko ao.
\\\"fitiavana maty\\\" ho anao!
Mandindona tononkira.serasera.org ianao,
Manaloka toa avelo
Nefa tsy hitahy!
Ny anjara masoandroko hoy aho,
Avelao ho ahy!
Kanefa ilay miandry ao anatiko ao
Tsy fantany akory.
Natao hanazava hono ilay masoandro,
Nefa ny anjarako toa indreo
Nindramin\\’ny haizinao.
Tsy fantatro fa,
Hadinony angamba aho ka mangatsiaka.
Mba manana an\\’iza eqpzgfmh moa aho?
F\\’ianao `lay natao ho ahy,
No zary mosaviko!
Anjara goxhvfcb tandrify hono mantsy ianao;
Fietenin\\’ny hendry io matetika,
F\\’aleo aho haditra..
Fa toka\\’iray no iangaviko anao,
Fongory rplxbfj ilay maizina anatiko ao.
\\\"fitiavana maty\\\" ho anao!
Mandindona tononkira.serasera.org ianao,
Manaloka toa avelo
Nefa tsy hitahy!
Ny anjara masoandroko hoy aho,
Avelao ho ahy!
--------
Link:
Comments
nyaroandriamihajarivo
(
21/11/2019 10:54)
Tena tiako ito hira ito, mankasitraka ny nandefa azy
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 7531
Likes : 1 Like
Created by : mihanta
Date : 05/05/2005 01:53
