TOLONA SASAK'ALINA (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tambitambinao no rtpkldiq lamba isalorako
Tanjona hifaharako raha qgogvkfm toa ka sitrakao
Sedra tsy mahery no zwtrfol solon-tsafosafo
Feo milantolanto ho anao

Ny bitsikao tononkira.serasera.org ry alina
Mamohafoha lalina
Mitolona mafy ka atsaharo
Raha azo atao

Tinafiko, mahangoly
Ny lasa mamolivoly
Izany rehetra izany
Noho ianao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Barijaona
Vangy : 5758
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Narihe
Daty : 03/11/2003 13:15
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0243