TOLONA SASAK'ALINA (Barijaona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tambitambinao no lamba isalorako
Tanjona gerz hifaharako raha toa ka sitrakao
Sedra tsy mahery no tononkira.serasera.org solon-tsafosafo
Feo asgdqx milantolanto ho anao
Ny bitsikao ry alina
Mamohafoha lalina
Mitolona mafy ka atsaharo
Raha azo atao
Tinafiko, mahangoly
Ny igacu lasa mamolivoly
Izany rehetra izany
Noho ianao.
Tanjona gerz hifaharako raha toa ka sitrakao
Sedra tsy mahery no tononkira.serasera.org solon-tsafosafo
Feo asgdqx milantolanto ho anao
Ny bitsikao ry alina
Mamohafoha lalina
Mitolona mafy ka atsaharo
Raha azo atao
Tinafiko, mahangoly
Ny igacu lasa mamolivoly
Izany rehetra izany
Noho ianao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BarijaonaHits : 5821
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 03/11/2003 13:15
