TOLONA SASAK'ALINA (Barijaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tambitambinao no liok lamba isalorako
Tanjona hifaharako pmolt raha toa ka sitrakao
Sedra tsy mahery no solon-tsafosafo
Feo milantolanto cxrzy ho anao

Ny bitsikao ry alina
Mamohafoha lalina
Mitolona mafy ka atsaharo
Raha azo atao

Tinafiko, mahangoly
Ny lasa tononkira.serasera.org mamolivoly
Izany rehetra izany
Noho ianao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Barijaona
Visites : 5820
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Narihe
Date : 03/11/2003 13:15
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118