Ampahazahoy (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahazahoy ilay orokao matsiro
Fa ny owqpp foko mitady tononkira.serasera.org hanelatra
Sendra olon-kafa izy dia nanadino
Nanadino anao tanteraka
Tany mafy aho tano
Ndrao lasany e
Manahy mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa ny ampitso anie tsy hay
Ampahazahoy ilay jedvztb safonao mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka ampahazahoy aho fyik fa ho tsarovako
Fa ny owqpp foko mitady tononkira.serasera.org hanelatra
Sendra olon-kafa izy dia nanadino
Nanadino anao tanteraka
Tany mafy aho tano
Ndrao lasany e
Manahy mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa ny ampitso anie tsy hay
Ampahazahoy ilay jedvztb safonao mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka ampahazahoy aho fyik fa ho tsarovako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 12174
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasera
Daty : 26/10/2001 08:10
