Ampahazahoy (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahazahoy ilay orokao matsiro
Fa ny foko mitady hanelatra
Sendra olon-kafa izy dia nanadino
Nanadino anao tanteraka

Tany mafy aho tononkira.serasera.org tano
Ndrao lasany e
Manahy nzpd mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino agmw mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa ny zkikpsxv ampitso anie tsy hay

Ampahazahoy ilay safonao mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka ampahazahoy aho fa ho tsarovako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011