Ampahazahoy (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampahazahoy ilay orokao matsiro
Fa ny foko snvggdzy mitady hanelatra
Sendra olon-kafa tononkira.serasera.org izy dia nanadino
Nanadino anao tanteraka
Tany eojbot mafy aho tano
Ndrao lasany e
Manahy mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa ny ampitso anie tsy hay
Ampahazahoy ilay safonao yqjorl mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka ampahazahoy aho fa ho tsarovako
Fa ny foko snvggdzy mitady hanelatra
Sendra olon-kafa tononkira.serasera.org izy dia nanadino
Nanadino anao tanteraka
Tany eojbot mafy aho tano
Ndrao lasany e
Manahy mafy aho
Manahy mafy aho
Fihino mafy aho fihino
Ndrao zakany e
Fa ny ampitso anie tsy hay
Ampahazahoy ilay safonao yqjorl mafana
Nangatsiaka ny fitiavako
Mitady hisintaka izy tsy tamana
Ka ampahazahoy aho fa ho tsarovako
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Erick MananaHits : 12176
Likes : 0 Like
Created by : Rasera
Date : 26/10/2001 08:10
