Misaotra foana foana (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihirahira izahay
Hihirahira ho fiderana
Manantena famelàna
Ny haditràna hatramin’izay
Hirahira ho hataonay
Hirahira avy Aminao
Manantena indray andro any
Mba ho tonga any tononkira.serasera.org an-danitra any
tpfrzy Misaotra anao Zanahary ô! ]
Misaotra foana foana e! rglbznl ]
Ho qaoggpqh anao mandavan-taona e! ] (2 fois)
Manantena anao Zanahary ô! ]
Indray andro any
Mba ho any an-danitra any
Na mpanota aza izahay
Ka maditra aza indraindray
Dia manantena famelàna e!
Zanahary no fiainana
Sady azo itarainana
Ka mitaraina ianao hatrany e!
Zanahary tsy manavaka
Na ny mainty na ny fotsy fa
Samy mankany an-danitra any e!
Zanahary no mpitsara ka
Samy ho tsaraina izay ataony
Ka manantena indray andro any e
Misaotra anao Zanahary ô!
Hihirahira ho fiderana
Manantena famelàna
Ny haditràna hatramin’izay
Hirahira ho hataonay
Hirahira avy Aminao
Manantena indray andro any
Mba ho tonga any tononkira.serasera.org an-danitra any
tpfrzy Misaotra anao Zanahary ô! ]
Misaotra foana foana e! rglbznl ]
Ho qaoggpqh anao mandavan-taona e! ] (2 fois)
Manantena anao Zanahary ô! ]
Indray andro any
Mba ho any an-danitra any
Na mpanota aza izahay
Ka maditra aza indraindray
Dia manantena famelàna e!
Zanahary no fiainana
Sady azo itarainana
Ka mitaraina ianao hatrany e!
Zanahary tsy manavaka
Na ny mainty na ny fotsy fa
Samy mankany an-danitra any e!
Zanahary no mpitsara ka
Samy ho tsaraina izay ataony
Ka manantena indray andro any e
Misaotra anao Zanahary ô!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tempo GaigyVangy : 9215
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Domoina
Daty : 02/04/2003 14:21
