Sexy maman (Tempo Gaigy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nitomany izy (2)
Fa tsy navelan’ny Bôfiny hanao sexy
Nitomany izy e (2)
Fa tsy navelan’ny Bainina hanambady an-dramose

O mangina an (2)
Fa rehefa lehibebe manambady tononkira.serasera.org an-dramose
O mangina an (2)
Fa rehefa ampy taona ’ty manao nqgi sexy

Nitomany izy e (2)
Fa tsy navelan’ny Bôfiny hanao jupe serrée
Nitomany izy hoa (2)
fa mavtqwzy tsy navelan’ny Bainina hanao sipa

Mamako ô! ’zaho mbola bedy foana, kfkem bedy foana, bedy foana
Na dia efa ampy taona, ampy taona amin’ny herin-taona
Fa dia nahoana re!
Fa ’zaho maninona e
Toa mbola bedy foana

Papako, mba te-hanao sipa, hanao sipa, hanao sipa
Fa efa mahay sipa, mahay sipa kely sisa
Mba te-hanao hoa ’zaho
Mba te-hanao sipa
Fa mbola bedy foana

Nitomany izy ....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116