tsiambaratelo (Tempo Gaigy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ref:
Lasa any e,²dia lasa hono izy tononkira.serasera.org e
lasa jmqlosvo hono izy e,very aho re
lasa any e,²dia lasa hono izy e
tsy holazaiko aminao ry dada sy neny
      Eny hatrizay firy taon’izay
      fiafiana e,tsaroako tsara izy bblcdi izay
      Tsy fantatr’i dada tsy fantatr’i neny
       fijaliko e,dia ho ahy samy irery
Na dia lasa aza ianao tiako ianao
hitomany irery aho ho anao
hanonofy indraindray tianao izaho
   ref:.......
nisy ny alahelo nisy ireo tomany
hasambarana koa lzbtzvrs f’izao tsy anisan’izany
fony zazakely aho dia nanirery
dia niafy e,zara-raha nitafy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tempo Gaigy
Vangy : 4300
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tanjona
Daty : 19/11/2003 08:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0341