You are here: home > Tononkira > Tempo Gaigy

ranomaso efa ritra (Tempo Gaigy)

Ôooooouou....
An an an!

Nataoko izay tinao natao e!(fa tiako foana ianao!)
Fitiavana nomeko anao e! (tiako foana ianao!)
Na ataonao tsinotsinona aza aho e! (ouououou..)
Tsy mampaninona ahy re izany e!(tiako foana ianao)

Fitiavana kilalao ve!(tiako foana ianao!)
Fitia mba nomenao ahy e! (tiako foana ianao!)
Na dia nangirifiry aza aho(ououou..)
Tiako be,tiako foana ianao.

Nanganohano anao iny aho ve dia nitomany anao foana!(ô! ou! ô! Ô!)
Ranomaso efa ritra aza anefa narotsako ho anao indray
Taratasy iray monja sisa no mba navelanao.(ou.ou.ou)
Sarisary efa rovitra iny no fatsiarovana

navelanao.(Tiako ianao)nomenao ahy(Tiako ianao)
ianao irery ihany(ououou..)
Raha mbola eto an-tany.(aaaaniii..)

Fa tiako ianao(Tiako ianao)
Fa tiako ianao(Tiako ianao)
ianao irery ihany(ououou..)
Raha mbola eto an-tany.(aaaaniii..)

Nataoko izay tinao natao e!(fa tiako foana ianao!)
Fitiavana nomeko anao e! (tiako foana ianao!)
Na ataonao tsinotsinona aza aho a! (ouououou..)
Tsy mampaninona ahy re izany e!(tiako foana ianao)


Fitiavana kilaltononkira.serasera.orgao ve!(tiako foana ianao!)
Fitia mba nomenao ahy e! (tiako foana ianao!)
Na dia nangirifiry aza aho(ououou..)
Tiako be,tiako foana ianao

Alahelo tsy mety ho resy mandratra lava ny fo.(ooooo..)
Malahelo anao foana aho letsy
Ka mitomany ao am-po
Fatsiarovana toa tsy ho vita ny tantaram-piainantsika
Nanasako ireo lasantsika ilay ranomaso efa ritra

(fa fohiko ianao)Foiko dia omeko anao,ataonao fahatsiarovana(ataonao fahatsiarovana!)
Fa tsarony foana anie ilay tany fandalovanao

Fa foiko ho anao,(foiko ho anao)
Omeko anao(omeko anao)
Ianao irery ihany(ououou..)
Raha mbola eto an-tany(aaaniii..)


Fa tiako ianao(Tiako ianao)
Fa tiako ianao(Tiako ianao)
ianao irery ihany(ououou..)
Raha mbola eto an-tany.(aaaaniii..)


Nataoko izay tinao natao e!(fa tiako foana ianao!)
Fitiavana nomeko anao e! (tiako foana ianao!)
Na ataonao tsinotsinona aza aho a! (ouououou..)
Tsy mampaninona ahy re izany e!(tiako foana ianao)

Fitiavana kilalao ve!(tiako foana ianao!)
Fitia mba nomenao ahy e! (tiako foana ianao!)
Na dia nangirifiry aza aho(ououou..)
Tiako be,tiako foana ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tempo Gaigy
Mpamaky : 4638
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : lal'aina pisou
Tamin'ny : 06/11/2015 21:16:50
ID : 7857

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo