You are here: home > Tononkira > Tempo Gaigy

Ora iray tsy miverina (Tempo Gaigy)

    Oh!ie!ie!e!
    Mbola tadidinao moa ve?
    raha mifanena indray isika roa
    Mbola tsaroanao tsara ve?!
    tsy nahay nanoroka anao izaho taloha
    Mbola ao aminao ve? ’lay teny iray nandratra fo

    Tamin’izay hoy ianao
    Tiako ianao hoy ianao
    Dia izaho tsy nandà (eny e!)
    Andraso eo (2) kely aho
    Izao no atao hoy ianao
    Dia nanaiky aho
    Tsy haiko indray izaho na tia anao
    Niandry anao teo aTsiky dia ampyho (2)
    Tsy nitomany aloha
    Nanganohano anao(2)
    Menatra ny tontolo manodidina
      
      Réf: Raha ho lasa any ianao
           Ka izao ora farany eto izao
           Dia ora 1 tsy hiverina
           Ka mamela ahy mba hanoroka anao
           Raha ho lasa any ianao
           Ka manomboka eto izao
           Dia andro 1 tsy hiverina
           Na hiantso mafy ny anaranao
           Izao tontolo izao


                    Tempo Gaigy!

Hevitra mandeha

ayhna (25/07/2016 14:36:18)

tiako be lay hira

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Tempo Gaigy
Mpamaky : 11053
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Francia
Tamin'ny : 27/04/2003 13:32:29
ID : 1643

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo