Misaotra foana foana (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hihirahira izahay
Hihirahira ho fiderana
Manantena famelàna
Ny haditràna hatramin’izay
Hirahira ho hataonay
Hirahira grwqnfh avy Aminao
Manantena indray andro any
Mba ho tonga any an-danitra any
Misaotra anao Zanahary ô! ]
Misaotra foana foana e! ]
Ho anao mandavan-taona e! ahnew ] (2 fois)
Manantena anao Zanahary ô! ]
Indray andro any
Mba ho any an-danitra any
Na mpanota aza izahay
Ka maditra aza indraindray
Dia manantena yfxxdud famelàna e!
Zanahary no fiainana tononkira.serasera.org
Sady azo itarainana
Ka mitaraina ianao hatrany e!
Zanahary tsy manavaka
Na ny mainty na ny fotsy fa
Samy mankany an-danitra any e!
Zanahary no mpitsara ka
Samy ho tsaraina izay ataony
Ka manantena indray andro any e
Misaotra anao Zanahary ô!
Hihirahira ho fiderana
Manantena famelàna
Ny haditràna hatramin’izay
Hirahira ho hataonay
Hirahira grwqnfh avy Aminao
Manantena indray andro any
Mba ho tonga any an-danitra any
Misaotra anao Zanahary ô! ]
Misaotra foana foana e! ]
Ho anao mandavan-taona e! ahnew ] (2 fois)
Manantena anao Zanahary ô! ]
Indray andro any
Mba ho any an-danitra any
Na mpanota aza izahay
Ka maditra aza indraindray
Dia manantena yfxxdud famelàna e!
Zanahary no fiainana tononkira.serasera.org
Sady azo itarainana
Ka mitaraina ianao hatrany e!
Zanahary tsy manavaka
Na ny mainty na ny fotsy fa
Samy mankany an-danitra any e!
Zanahary no mpitsara ka
Samy ho tsaraina izay ataony
Ka manantena indray andro any e
Misaotra anao Zanahary ô!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tempo GaigyHits : 9446
Likes : 3 Like
Created by : Domoina
Date : 02/04/2003 14:21
