You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

Tempo Gaigy

20

Nampiditra : kotokala
Tamin'ny : 20/04/2005 05:08:43

Mombamomba :
x

Hevitra mandeha

tahiana.dafy2015 (01/05/2017 09:21:18)

Bonjour les groupes Tempo Gaigy ! Raha amiko manokana aloha dia tiako be daholo ireo hira nahafantarana anareo rehetra rehetra, misy ireo hira efa taloha toy ny "Ranomaso efa ritra", "Nofy tsy tanteraka", "Ramose tatanta", "Cousin-Cousine", sns... Ary koa ireo hira vaovao toy ny "Ananako vola" sy ny "Bye bye" fampiaraham-peo miaraka amin'i Khélène. Mbola 4 ianareo hatramin'izao?
Tahiana

Belle (20/10/2007 04:24:57)

ho tsara kokoa ny lazan'ny tarika tempo gaigy rehefa tsy manararaotra ny hatsembohan'ny tarika vehivavy miaraka aminy ny lehibeny!

mboladefrance (10/07/2007 01:26:55)

rehefa makaty france nareo dia mandalova aty amiko!

fanintsiana: "Dina, tadidinao ve Nova" fa diso ilay anarana lasa hoe dian! azafady

mboladefrance (10/07/2007 01:22:53)

Popol! tadidinao ve zahako? Iza ary? valio hahako dia lazaiko aminao! fa gaga be zao enao hoe tao mbola tadidiko foana...! Faniry tadidinao ve Lova vavy any Bira? Dian, tadidinao ve Nova? Popol tadidinao ve za?

dupouyfab (07/01/2006 16:28:10)

ny fiangaviako kosany aloha dia ny fiverenanareo hihara hira @tarika unik eh,tena tsra miaraka ianareo .sady nilay angeha ny fiarahanareo taloha sy ireny vazo.aleoko ny hiranareo taloha toy izay.......... ka ahoana?

erictheboy13 (05/01/2006 22:22:40)

Ces un groupe fantastique.Tempo GaIgY

kotokala (20/04/2005 09:08:43)

Bonne fête Lova omaly e! nanahoana ny fety e, revy be de fety be zany a!
miandry ny arrivée n'ny volume 5 ndray zany e

kotokala (04/04/2005 18:17:18)

tsara be le hira vaovao e! milay ry zalahy a! misaotra e

tifatempo (08/01/2005 09:38:28)

Dia faly miarahaba ny mpanka-fy Tempo Gaigy,ary mbola miarahaba ny tarika Tempo sy ny equipe-ny.
Tratrany taona 2005 daholo eee!dia mahaiza manka-fy ny vazo ny Tempo Gaigy.
Fanambinana sy fahasalamana hoany Tempo Gaigy sy mpanka-fy azy,ity taona ity,ho ela velona anie ny group,ary hitombo ny mpanka-fy.

fiaritiana (07/01/2005 17:12:28)

bonne annee ry tempo gaigy a , dia reo mpakafy azy koa e

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha