Mizora (Iraimbilanja)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na izaho akxyua na ianao
Nifankatia natao hoe ho grwvp mandrakizay
Teo aloha isika roa
Iray ny saina iray tononkira.serasera.org koa ny fo
Olon-droa samy manana zo
Ny andraikitra tsy hitovy avokoa
Sendra sampanana nizara ny lalana
Mizora aza miandry ahy
Mizora soava tsara
Lalanan’ny fiainana izany
Hoy ianao tamiko nitomany
Nandramantsika ny namerina izany
F’ilay fitiavanao nankararirary ahy
F’ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy
Fa nahoana hoy izaho nanontany
Fa nahoana no tsy nisy namaly
Miankavia miankavanana
Mitady dtitkgr izay ho lalana
Miandry ilay (2) ho solonao
Zory ny lalanao
Nifankatia natao hoe ho grwvp mandrakizay
Teo aloha isika roa
Iray ny saina iray tononkira.serasera.org koa ny fo
Olon-droa samy manana zo
Ny andraikitra tsy hitovy avokoa
Sendra sampanana nizara ny lalana
Mizora aza miandry ahy
Mizora soava tsara
Lalanan’ny fiainana izany
Hoy ianao tamiko nitomany
Nandramantsika ny namerina izany
F’ilay fitiavanao nankararirary ahy
F’ilay fitiavanao tsy mba natao ho ahy
Fa nahoana hoy izaho nanontany
Fa nahoana no tsy nisy namaly
Miankavia miankavanana
Mitady dtitkgr izay ho lalana
Miandry ilay (2) ho solonao
Zory ny lalanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : IraimbilanjaVangy : 14975
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc dera
Daty : 17/07/2002 19:41
