OSA SY MALEMY (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qjdl Sao tsy mendrika anao ry Jeso tia
Fa mpanota aho ratsy be siasia
Nefa mahatsiaro fa manana anao
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Indro aho Raiko o !
Fa ianao mpamindra fo
Tsy mamela anay mpanota ho very ianao
Indro aho raiko o!
Fa ianao mamindra zimlbq fo
Azo hianteherana mandrakizay
Tano aho fa tsy mahatana anao
Ry Tompo o!
Sakambino tononkira.serasera.org amin xiocm ny sandrinao
Tsy ho sodokan ireo rendrarendra ety
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Fa mpanota aho ratsy be siasia
Nefa mahatsiaro fa manana anao
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Indro aho Raiko o !
Fa ianao mpamindra fo
Tsy mamela anay mpanota ho very ianao
Indro aho raiko o!
Fa ianao mamindra zimlbq fo
Azo hianteherana mandrakizay
Tano aho fa tsy mahatana anao
Ry Tompo o!
Sakambino tononkira.serasera.org amin xiocm ny sandrinao
Tsy ho sodokan ireo rendrarendra ety
Osa sy malemy ka mba hiantrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK Ambohijanaka fivoaranaVangy : 3450
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RUFFIN ROHANS
Daty : 29/12/2004 00:46
