OSA SY MALEMY (STK Ambohijanaka fivoarana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao tsy mendrika anao ry Jeso tia
Fa mpanota aho ratsy be siasia
Nefa mahatsiaro fa manana anao
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Indro aho Raiko o !
Fa ianao mpamindra fo
Tsy mamela tononkira.serasera.org jfjz anay mpanota ho very ianao
Indro aho fihucjur raiko o!
Fa ianao mamindra fo
Azo hianteherana mandrakizay
Tano aho fa tsy mahatana anao
fehr Ry Tompo o!
Sakambino amin ny sandrinao
Tsy ho sodokan ireo rendrarendra ety
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Fa mpanota aho ratsy be siasia
Nefa mahatsiaro fa manana anao
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Indro aho Raiko o !
Fa ianao mpamindra fo
Tsy mamela tononkira.serasera.org jfjz anay mpanota ho very ianao
Indro aho fihucjur raiko o!
Fa ianao mamindra fo
Azo hianteherana mandrakizay
Tano aho fa tsy mahatana anao
fehr Ry Tompo o!
Sakambino amin ny sandrinao
Tsy ho sodokan ireo rendrarendra ety
Osa sy malemy ka mba hiantrao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK Ambohijanaka fivoaranaVisites : 3448
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RUFFIN ROHANS
Date : 29/12/2004 00:46
