Tsy vita hatreo (Fanja Andriamanantena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vita tononkira.serasera.org hatreo ny etmkjby amintsika
Sao ianao manantena
Mbola hisy fandresena
Hisy andro hisariaka

Hisy volana sjkv hitranga
Ho feno sy mazava
Hisy lanitra ho manga
Hisy fararano ho lava

Hisy tanana ankiroa
Hifandray sy hifamihina
hisy faniriana ho to

Hisy indrindra koa anefa
Alahelo izay mwksiyzf hiantefa
Ankizy ho sarihina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanja Andriamanantena
Vangy : 5705
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113