Ialahy (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy no fitiavana nihafiko nfmsil hatram’ izay
Aina tanjon’ ny fiainako
Ialahy no hery hiafaharako rahatrizay
Saina hampianatra ny lohako
Ialahy no hamerina amiko izay nodisoako raha nananatra aho
Ny eritreritro manontolo, ny fianako
Natakaloko ho an’ Ialahy, natolotro an’ Ialahy, tononkira.serasera.org lahy tokako
Ialahy no hasambarana notadiaviko efa taona maromaro izay
Ialahy no adim-pianana natrehako
Nefa tsy nandreraka ny aiko
Raha tsy eo intsony aho, i Neny no hitanisa
Ny vfhha andro nandalo ihany, tsy gkcri maintsy ho faty ihany
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NonoVangy : 24712
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 23:10