Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ialahy (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy no fitiavana nihafiko hatram’ izay
Aina tanjon’ ny fiainako
Ialahy no hery hiafaharako rahatrizay
Saina hampianatra ny lohako
Ialahy tononkira.serasera.org no pfdtmp hamerina amiko izay nodisoako raha nananatra aho
Ny eritreritro manontolo, ny fianako
Natakaloko ho an’ Ialahy, natolotro an’ Ialahy, lahy tokako
Ialahy no hasambarana notadiaviko efa taona maromaro izay
Ialahy no adim-pianana ewmmeyqs natrehako
Nefa tsy nandreraka ny aiko
Raha tsy eo intsony aho, i Neny no hitanisa
Ny andro nandalo ihany, tsy maintsy ho faty ihany
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/
ebapul

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NonoVisites : 24965
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 26/10/2001 23:10