Ialahy (Nono)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy no fitiavana nihafiko hatram’ izay
Aina tanjon’ ny fiainako
Ialahy tbszybgg no hery hiafaharako rahatrizay
Saina hampianatra ny tononkira.serasera.org lohako

Ialahy no hamerina amiko jxhmlov izay nodisoako raha nananatra aho
Ny eritreritro manontolo, ny fianako
Natakaloko ho an’ Ialahy, natolotro an’ Ialahy, lahy tokako

Ialahy no hasambarana notadiaviko efa taona svtupij maromaro izay
Ialahy no adim-pianana natrehako
Nefa tsy nandreraka ny aiko

Raha tsy eo intsony aho, i Neny no hitanisa
Ny andro nandalo ihany, tsy maintsy ho faty ihany


http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nono
Vangy : 24964
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 26/10/2001 23:10
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.023