Ialahy (Nono)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ialahy no fitiavana prkzfcqc nihafiko hatram’ izay
Aina tanjon’ ny fiainako
Ialahy no hery hiafaharako rahatrizay
Saina hampianatra ny lohako
Ialahy no hamerina amiko sodwaxt izay nodisoako raha nananatra aho
Ny eritreritro manontolo, ny fianako
Natakaloko ho an’ Ialahy, natolotro an’ Ialahy, fhqf lahy tokako
Ialahy no hasambarana notadiaviko efa taona maromaro izay
Ialahy no adim-pianana natrehako
Nefa tsy nandreraka ny aiko
Raha tsy eo intsony aho, i Neny no tononkira.serasera.org hitanisa
Ny andro nandalo ihany, tsy maintsy ho faty ihany
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NonoHits : 25395
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 26/10/2001 23:10