Mbola kely (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola kely ianao
Dia efa nahasarika ahy
Izato fihetsikao
Nambabo ny fanahy
Kely sy mbola miera
Zazakely hatramin’izao
Manafina foana tononkira.serasera.org izay jgeevcxf hatao
Hoe sao dia bedy ianao
Ref : Nefa moa nitiavako anao izany
Niaretako, niandrasako
Mandra-pahatonga ggkci ilay fotoana an! an!
pesjy Nefa moa nitiavako anao izany
Nanajako anao tokoa (mandra-paha an! an!) bis
KIAKA
Dia efa nahasarika ahy
Izato fihetsikao
Nambabo ny fanahy
Kely sy mbola miera
Zazakely hatramin’izao
Manafina foana tononkira.serasera.org izay jgeevcxf hatao
Hoe sao dia bedy ianao
Ref : Nefa moa nitiavako anao izany
Niaretako, niandrasako
Mandra-pahatonga ggkci ilay fotoana an! an!
pesjy Nefa moa nitiavako anao izany
Nanajako anao tokoa (mandra-paha an! an!) bis
KIAKA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 10192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 10/03/2006 09:36
