Mbola kely (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola kely ianao
Dia efa nahasarika ahy
Izato fihetsikao
Nambabo ny fanahy
Kely sy mbola miera
Zazakely hatramin’izao
Manafina foana izay hatao
Hoe sao dia bedy ianao
Ref : lqurea Nefa moa nitiavako anao izany
Niaretako, niandrasako
Mandra-pahatonga ilay fotoana an! tononkira.serasera.org an!
Nefa moa nitiavako anao izany
Nanajako anao tokoa (mandra-paha an! an!) bis
ltpikwml lmcwjvmj KIAKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 10107
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 10/03/2006 09:36