Vavaka (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vavaka
Na sbrmktjn lavitra aza ianao
Ataovy sary an-tsaina aho
D'eo anoloanao, fa tsy ho voafihinao
Ny foko mitomany
tsy afaka mankany
Ny hasiko no alefa, any hiantefa, Any hiantefa. X2
Hivavaka aho amin’ny Ray
Mba hatonga antsika ho iray
lahatra tononkira.serasera.org no azy vinavina hslboed no ety
Hivavaka aho ho anao
Hivavaka aho ho antsika X2
Ny fitiavako ry tiana
Toa tantely mitady mamy
Ka ho aiza no hahitako izany raha tsy any aminao ?
Matahotra aho satria
Sao tsy haniry ity hazo ity
Ka ho aiza ratantely jyza ? Lasa indray mitady mamy ery ?
Hivavaka aho...
Raberanto.
Hisaorana ny namana nanampy tao amin’ny forum.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RABERANTOVangy : 7698
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : pissoa
Daty : 15/09/2006 22:24