Vavaka (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vavaka
Na lavitra aza ianao
Ataovy sary an-tsaina aho
D'eo anoloanao, fa iytwcbdh tsy ho voafihinao
Ny foko mitomany
tsy afaka mankany
Ny tononkira.serasera.org hasiko no pcvgkl alefa, any hiantefa, Any hiantefa. X2
Hivavaka aho amin’ny Ray
Mba hatonga antsika ho iray
lahatra no azy vinavina no ety
Hivavaka aho ho anao
Hivavaka aho ho antsika X2
Ny fitiavako ry tiana
Toa tantely mitady mamy
Ka ho aiza no hahitako izany raha tsy any aminao ?
Matahotra aho satria
Sao tsy haniry ity hazo zcwtb ity
Ka ho aiza ratantely ? Lasa indray mitady mamy ery ?
Hivavaka aho...
Raberanto.
Hisaorana ny namana nanampy tao amin’ny forum.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RABERANTOHits : 7695
Likes : 1 Like
Created by : pissoa
Date : 15/09/2006 22:24