Vavaka (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vavaka
Na lavitra aza ianao
Ataovy sary an-tsaina aho
D'eo anoloanao, fa tsy ho voafihinao
Ny foko mitomany
tsy afaka mankany
Ny hasiko no alefa, any hiantefa, Any hiantefa. X2
Hivavaka deyjbro aho amin’ny Ray
Mba hatonga antsika ho iray
lahatra no azy vinavina no bdnvrto ety
Hivavaka aho ho anao
Hivavaka aho ho antsika helb X2
Ny fitiavako ry tiana
Toa tantely mitady mamy
Ka ho aiza no hahitako izany raha tsy any aminao ?
Matahotra aho satria
Sao tsy haniry ity hazo tononkira.serasera.org ity
Ka ho aiza ratantely ? Lasa indray mitady mamy ery ?
Hivavaka aho...
Raberanto.
Hisaorana ny namana nanampy tao amin’ny forum.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RABERANTOVangy : 7868
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : pissoa
Daty : 15/09/2006 22:24