Ry tanàna tsara rindra (Fanja Andriamanantena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanàna tononkira.serasera.org tsara rindra izay manintona ny fo
menatra pspoicp aho nanadino anao
ry nianarako namindra, wllph ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tiako indrindra
ry tanàna nahabe
ry tanàna tsara gcnpmel indrindra, soa indrindra
menatra pspoicp aho nanadino anao
ry nianarako namindra, wllph ry tanànako taloha
inty aho mamangy anao
Olon’iza teto moa
no nanaitra ny fitiavako
moa tsy izy ihany koa
no nandositra ny tavako
Ry tanàna tiako indrindra
ry tanàna nahabe
ry tanàna tsara gcnpmel indrindra, soa indrindra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanja AndriamanantenaVangy : 4881
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Holy
Daty : 13/06/2002 23:39
