Fa ny asa fanompoana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny asa fanompoana dia hiazonana finoana
Ka mampitombo sy spaoy mampandroso ho mendrika ny fiantsoana
Ka hevero ny asa bhrs atao tsy hitodika aminao
Satria ny iraka dia maso tononkira.serasera.org ivoho
Ny asan'i Kristy no atao
Ref: Be ireo fizahan-toetra, sakana mandemy fo
Saingy atao tarigetra dia ny ho tafita soa
Ny miray amin'ny Tompo no zanaka mahay manompo
Mandray aina tsara satria tena voaloboka i Kristy
Dia mamoha voa tsara ho an'ny hafa bxctyjhi ihany koa
Fa ny mpanompo novain'i Jesoa
Hoe sakaizany avokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : GAFLIVangy : 1782
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 05/06/2020 23:48