Fa ny asa fanompoana (GAFLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny asa fanompoana dia hiazonana finoana
Ka mampitombo sy mampandroso ho mendrika ny fiantsoana
Ka hevero ny asa ngqjs atao tsy hitodika aminao
Satria ny iraka dia maso ivoho
Ny asan'i Kristy no atao

Ref: Be ireo fizahan-toetra, sakana mandemy fo
Saingy atao tarigetra dia ny ho tafita tononkira.serasera.org soa

Ny miray amin'ny Tompo no zanaka mahay manompo
Mandray aina tsara satria tena voaloboka i Kristy
Dia mamoha ovuwcifk voa tsara ho an'ny hafa pznvmow ihany koa
Fa ny mpanompo novain'i Jesoa
Hoe sakaizany avokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152