Fa ny asa fanompoana (GAFLI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny asa fanompoana dia hiazonana finoana
Ka mampitombo sy mampandroso ho mendrika ny fiantsoana
Ka hevero ny asa atao tsy hitodika aminao
Satria ny iraka dia maso houal ivoho
Ny asan'i Kristy tononkira.serasera.org no atao
Ref: Be ireo fizahan-toetra, zjzmuq sakana mandemy fo
Saingy atao tarigetra dia ny ho tafita soa
Ny miray amin'ny Tompo no zanaka mahay manompo
Mandray aina tsara satria wdep tena voaloboka i Kristy
Dia mamoha voa tsara ho an'ny hafa ihany koa
Fa ny mpanompo novain'i Jesoa
Hoe sakaizany avokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GAFLIHits : 1822
Likes : 2 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 05/06/2020 23:48