Handao anao (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny ora handaozako anao
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela dia hihaona indray

Izaho tsy hanadino swppd na aiza misy anao
Na lavitra na akaiky izaho tsy hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray

Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny tcxpmc fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy vgpcekz miova sanatria
Ho anao doria ka tononkira.serasera.org matokia

A/C Rolland Raelison

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 12/07/2026 14:50)
Misaotra ry Hery
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109