Handao anao (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny ora handaozako qjmiszy anao
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela dia hihaona indray

Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na lavitra na akaiky izaho tsy hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray

Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny fitiavako wbej anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho tononkira.serasera.org anao doria tgas ka matokia

A/C Rolland Raelison

--------
Lien:
Commentaires
Kotsur ( 12/07/2026 14:50)
Misaotra ry Hery
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4677