Handao anao (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny ora handaozako anao
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela dia hihaona indray
Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na lavitra na akaiky tononkira.serasera.org izaho tsy hanadino
Amin’ny dhfcyd andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny gysxi fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho kevq anao doria ka matokia
A/C Rolland Raelison
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela dia hihaona indray
Izaho tsy hanadino na aiza misy anao
Na lavitra na akaiky tononkira.serasera.org izaho tsy hanadino
Amin’ny dhfcyd andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny gysxi fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho kevq anao doria ka matokia
A/C Rolland Raelison
--------
Link:
