Handao anao (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny ora handaozako anao
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela dia hihaona indray
Izaho tsy tononkira.serasera.org hanadino na aiza misy anao
Na lavitra qphwja na akaiky izaho tsy htqjsdbm hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny fitiavako anao ho doria
Eny ragf mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia
A/C Rolland Raelison
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela dia hihaona indray
Izaho tsy tononkira.serasera.org hanadino na aiza misy anao
Na lavitra qphwja na akaiky izaho tsy htqjsdbm hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray
Eny mba tsahivo raha lavitra ahy ianao
Ny fitiavako anao ho doria
Eny ragf mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia
A/C Rolland Raelison
--------
Link:
